RN 5A: Miroso hatrany ny fanamboaranan-dalana
11 May, 14h00. Miroso hatrany ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena RN5A mampitohy an’Ambilobe sy Vohemar. Fanamboaran-dalana izay nanomboka ny volana Aprily 2019. Tafiditra ao anaty veliranon’ny Fitondram-panjakana.
