Dépêches

Fampianarana ambony : Antsoina ireo mpianatra misitraka ny vatsiam-pianarana rehetra hisoratra anarana

Dépêche 03 mars, 12h30, Efa nivoaka araka izany ny lisitr’ireo mpianatra misitraka ny vatsim-pianarana eny anivon’ny Oniversitem-panjakana. Ny 6 ka hatramin’ny 22 martsa izao ny fara-fisoratana anarana eny anivon’ny sampan tompon’andraikitra amin’izany manerana ny Oniversite rehetra. Hivoaka tsy ho ela araka izany ity vatsim-pianarana ity izay miankina amin’ny fahatongavan’ny lisitra sy ny antontan-taratasy rehetra.

Laisser un commentaire