Dépêche du 17h00 24 Juillet- Sambava : Nitolo-batana omaly ilay vehivavy nanindrona antsy nahafaty ny vadiny
Nitolo-batana omaly 23 Jolay ilay vehivavy nanindrona antsy ilay vadiny izay mpitandro ny filaminana tao Sambava. Raha tsiahivina dia nitarika hatramin’ny fahafatesan’ilay mpitandro ny filamianana ity tsindrona antsy izay nahazo azy ity.
