Dépêches

Vaksiny Covid-19 : Hametrahana foibe fanaovam-bakisiny eny anivon’ny Perception principales

Dépêche 07 février, 13h, Hahafahana miady amin’ny aretina Covid-19 izay tena mbola misy amin’izao fotoana izao dia hisy ny fametrahana foibe fanaovam-bakisiny eny anivon’ireo toerana fandraisana fisotroan-dronono Atsimondrano, Mahazoarivo ary Isotry. Natao indrindra izany hanentanana ireo be antitra hirosoa amin’ny fanaovana vaksiny. Raha tsiahivina moa dia mbola atao an-tsitrapo hatrany izany fa tsy misy ny fanerena amin’ny fanaovana vaksiny miaro amin’ny aretina covid-19.

Laisser un commentaire