Dépêches

Fahasalamana :  Hampitomboina ny fanentanana amin’ny fanaovanan vaksiny miaro amin’ny covid-19

dpêche 20 septembre, 12h, Misalasala sy matahotra ny olona hanatanteraka ny vaksiny miaro amin’ny covid-19 noho ny antony maro. Hatreto dia mbola tena vitsy ireo Mlagasy no nahvita izany vaklsiny izany ka ilaina ny hampitombo izany isa izany. Fanampiana tosika ny fnentanana sy ny fampahafantarana ny antony ilaina ny vaksiny no tokony hatao betsaka hampazoto ny olona hanao iozany.

Laisser un commentaire