Dépêches

Toamasina – Tambajotra mpangalatra moto tratra

Moto miisa fito no azo ary olona telo no voasambotra nandritran’ny fahatratraran’ireo tanmbajotra mpangalatra moto. Ny lehilahy iray dia tratra tany Morarano niaraka tamina moto roa, rehefa notohizana ny fanadihadiana dia lehilahy iray no tratra tany Mangarivotra ary moto dimy tsy nisy taratasy no hita tany aminy, ary lehilahy iray hafa hita tany Mangarano no voatondro ho namany. Tompon’antoka amina fanafihana mpitondra moto izy ireo ary efa mpamerin-keloka ny iray.

Laisser un commentaire