Fiakaran’ny vidin’ny gaz
01 Oktobra, 10h10. Hiakatra htramin’ny 16% ny vidin’ny gaz manomboka androany voalohan’ny volana oktobra. Ho an’ireo mpampiasa ny arina dia efa eo an-dalampanenjehana koa izy ireny, amin’ny maha manimba ny tontolo iainana azy. Ankehitriny anefa izany ahitàna fiakarana koa ny gaz ka tsy hay hoe inona indray izany no ampiasain’ny olona tsy mahatakatra afatsy ireo?
