Nanao fanambarana ny antoko Tim momba ny CENI.
01 Oktbra, 09h00. Naneho ny heviny tamin’ny alalàn’ny fanambarana izay nohentin’ny mpitondra teniny Rina Andriamasinoro ny antoko TIM ary nilaza fa tokony ho ravaina ny CENI amin’izao fotoana mialohan’ny fifidianana fa tsy ara-dalàna satria araky ny nambarany dia ny 5 amin’ny mpikambana ao dia tanan-kavanan’ny fitondrana. Ny CENI anefa dia efa ho tapitra amin’ity volana oktobra ity ny fotoam-piasany ka hisy ny fiovan’ireo mpikambana ao amin’izany sampn-draharaha izany.
