Dépêches

Kolontsaina: Malagasy roa nahazo mari-boninahitry ny kanto avy amin’ny Masoivoho Frantsay

Dépêche 17 mars, 14h, Malagasy roa izay nahavita be teo anivon’ny Alliance Française no notoloran’ny Masoivohon’ny Frantsa mari-boninahitry ny kanto. Ny fiaraha-miasa tamin’ny frantsay hatramin’izay no anton’izao. Rakotomalala Modeste dia nahazo ny Chevalier des arts et des Lettres raha Officier des Arts et des Lettres kosa no natolotra an’i Rakotonaivo Julien. Samy nanana ny anjara asany lehibe teo anivon’ny fiaraha-miasa amin’ny frantsay izy ireo ka izao notolorana mari-boninahitra izao.

Laisser un commentaire