Ankilizato: Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona telo
19 Aogositra, 18h00, Fiarabe “semi-remorque XF” iray no nivarina an-kady tao Beranomaso, Ankilozato, lalam-pirenena faha-35 izay mamitohy an’I Miandrivazo sy Morondava. Olona telo no fantatra fa maty tsy tra-drano nandritra izany.
