Dépêches

Faritra Analamanga: Mitohy ny asa fanamboaran-dalana

19 Aogositra, 16h05, Nirotsaka an-tsehatra nanamboatra ny lalana eny Androndrakely ka hatreny amin’ny By Pass ny avy eo anivon’ny fitaleava-paritra Analamanga, nanomboka omaly 17 ny volana aogositra. Ny fanapenana tara ireo lalana teny amin’ireto faritra ireto no asa natao tami’izany izay nitohy nandritra ny alina ihany koa.

Laisser un commentaire