Dépêches

Seranam-piaramanidina ao Mananara Avaratra.

16 Septambra, 08h45. Taorian’ny seranam-piaramanidina ao Antsirabe sy Maintirano ary Maroantsetra dia ny seranam-piaramanidina ao Mananara Avaratra indray no nanaovana famindram-pitantanana tamin’ny orinasa Malagasy Spices, nampitondraina ny anarana Spices land aerodrome Andriamatoa ANDRIANIAINA Jean Germain Tale Jeneralin’ny orinasa ADEMA S.A no nanolotra izany, natrehan’ireo manam-boninahitra tany an-toerana ny taratasy fanamarihana fanomezan-dalam-pitantanana sy ny fanalahidin’ny seranam-piaramanidina an’ Andriamatoa Kalfane Amine Mohamed Filohan’ny Filan-kevi-pitantanan’ny orinasa Malagasy Spices.

Laisser un commentaire