Dépêches

Fanendrena Tale tao amin’ny Minisiteran’ny mponina.

16 Septambra, 09h30. Tao aorinan’ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra ny Talata faha 15 ny volana septambra dia, tapaka tamin’izany fa Andriamatoa GHISBERT TSARAHITA RIVOMANANA dia voatendry ho Tale Jeneralin’ny fiahiana ara-tsosialy (DGPS) eo anivon’ny Ministeran’ny Mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy.

Laisser un commentaire