Dépêches

Kolontsaina : Fampirantiana literatiora miasa ho amin’ny fampandrosoana

Dépêche 15 septembre, 12h, Miasa ho amin’ny fampandrosoana an’ny Madagasikara ihany koa ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy. Mikarakara hetsika fampirantiana momba ny literatiora miasa ho amin’ny fampandrosona izay nosoratan’i Harifidy Ramarozatovo izy ireo ao amin’ny toerana ahitana azy ireo ao Antsahavola.

Laisser un commentaire