Dépêches

Cybercriminalité : Tratra ireo andian-jatovo nanao fihetsika sy fiteny tsy mendrika tao amin’ny tamba-jotra Facebook

15 Jona, 10h00. Voasambotry ny polisy ireo andian-jatovo nanao fandrahonana sy nanao teny tsy mendrika tao amin’ny tamba-jotra Facebook. 16 hatramin’ny 21 taona ny salan-taonan’izy ireo. Anatra ho an’ireo tanora manao fihetsika sy fiteny mamohehatra ny fakan’ny polisy azy ireo tany amin’ny misy azy. Olom-pirenena no niara-niasa tamin’ny polisy nahafahana nahita ireo andian-jatovo ireo.

Laisser un commentaire