Dépêches

Ambatondrazaka: Lehilahy iray nitsoraka tao ambany fiara ny maraina teo

13 Jolay, 11h 30 Nisehoana lozam-pifamoivozana tao Ambohimasina Ambatondrazaka androany maraina tamin’ny 07 ora sy 15 minitra teo. Lehilahy iray no nitsoraka teo ambanin’ny « tracteur  » sy « moto »  saingy tafajanona ireo. Nisy fiara vaventy kosa nipotra taorian’izany ka nanararaotra nitsoraka tao ambanin’ny kodiara afara ilay lehilahy ary maty tsy tra-drano.

Famoizam-po ara-pitiavana no fantatra fa nanosika io lehilahy io namono tena, raha ny voalazan’ny manodidina.

Laisser un commentaire