Fitaterana –CUA
19 Martsa, 11h30 Nanamafy ny fanambarana nataony ny voalohan’ny volana Martsa lasa teo ny eo anivon’ny Commune Urbaine Antananarivo omaly. Tokony hanana fahazoan-dalana manokana ireo mpitatitra mpianatra sy mpiasa. Mbola azon’ny mpitatitra atao ny mametraka fangatahana hatramin’ny faran’ny volana martsa ho avy izao.
