Tsy fandriam-pahalemana : Cash point iray voatafika teny Ampasapito
Cash point iray indray no lasibatry ny asan-jiolahy io maraina io teny Ampaspito. Notafihan’ireo olon-dratsy ity cash point iray ity ary polisy iray sy dokera iray sendra nandalo no voatifitr’ireo jiolahy miisa telo. Vola iray sakosy no lasan’ireo jiolahy nandritra izany.
