Clémence Rahariniriana
19 Martsa, 11h25 Nahazo fahafahana vonjimaika taorian’ny fitsarana azy, ny alakamisy 18 martsa lasa teo i Clémence Rahariniriana. Vesatra hiampangana azy ny famporisihina ireo mpivarotra teo amin’ny tsenan’ny Coum hanohitra ny lamina napetraky ny ben’ny Tanana.11
