Dépêches

Ivato : Nahatratra volamena ny mpiasan’ny fadin-tseranana

15 Jona, 09h00. Mpandeha telo ho any Ethiopie no nahatratrarana volamena. Nahatratrana bologam-bolamena nilanja 895 grama tao anaty fitombenan’ny iray tamin’ireo izay teratany karana. Sinoa ny roa izay nahitana volamena tao anaty akanjo. Mbola tratra tao anaty entan’izy ireo ihany koa ny vatosoa isan-karazany izay mbola entina amin’ny manam-pahaizana manokana.

Laisser un commentaire