Dépêches

Dépêche du 15h00 17 Juillet- Baccalauréat 2023 : Manomboka anio 17 Jolay

Tamin’ny 6h30 maraina ny fiantsoana anarana ary tamin’ny 7ora no manomboka ny adina voalohany. Toy ny fandaharam-potoana isan-taona dia ny taranja filozofia no hanadinana ireo mpianatra ny tapany maraina ary ny teny vahiny (anglais-espagnol, allemand) kosa ny tapany hariva amin’ity andro voalohany ity.

Laisser un commentaire