Dépêches

Tribonaly: Miditra anaty grevy tanteraka ireo mpitan-tsoratra.

Dépêche 06 octobre, 14h30, Taorian’ny 72 ora izay nomen’ireto mpitan-tsoratra ireto ny tompon’andraikitra amin’ny famaliana ny fangatahan’izy ireo dia niditra amin’ny fitokonana lava reny izy ireo. Mijanona ny asan’izy ireo mandra-pivaha izany olana izany manomboka anio 06 oktobra. Raha tsiahivina ny fangatahan’izy ireo dia ny handraisana ireo mpiasa izay manana ny mari-pahaizana mifanaraka amin’izany ho mpiasam-panjakana.

Laisser un commentaire