Dépêches

Ambatondrazaka : Mirongatra ny tsy fahandriam-pahalemana ao an-drenivohitra

23 Martsa, 11h40. Mpiantsena maraina indray no lasibatrin’ny fanendahana teo amin ‘ny « rond point « Gara Madiotsifafana androany tamin’ny 5 ora maraina teo. Lasan’ireo tsy mataho-tody ny volan’io olona io ary nojerem -potsiny ilay jiolahy nitondra antsy lava lela rehefa nandositra nihazo ny lalana Antanifotsy.

Laisser un commentaire