Besalampy:
25 Aogositra, 08:45. Nieren-doza ny filohan’ny CAF teo aloha Ahmad Ahmad sy ny profesora Tehindrazanarivelo Alain ny Alatsinainy 23 aogositra 2021 teo amin’ny sivy ora alina. Nilatsaka tanaty hantsana ny fiara 4×4 nitondra azy rehefa avy nanatrika ny fanokafana ny lalao “jeux de melaky” tao Maintirano.
