FIBA 3×3 ACNOA 2024 : Ankoay U18
Hiatrika ny lalao manasa dalana anio tolakandro izay atao any Seychelles ny Ankoay U18 lahy sy Vavy. Hifandona amin’i Comores amin’ny 01 ora tolakandro ny sokajy vehivavy ary hihaona amin’i Seychelles amin’ny 01 ora sy 40 minitra tolakandro kosa ny sokajy lehilahy.
