PolitiqueTatitra

Amérique latine: Hanasazy ireo mpanome alalana ny fifindra-monina tsy ara-dalàna i Etats-Unis

Nanao fampitandremana ny lehibe’ny diplomasia amerikana, fa hanasazy ireo mpanome alalana ny mpifindra monina, amin’ny fomba tsy ara-dalàna i Washington. Notsindriany manokana ireo sidina tsy ara-dalàna ao Nicaragua, indrindra ireo avy amin’ny firenena aziatika sy afrika mpiondrana ao Etazonia. Ho ampiharina amin’ny fomba entitra ity politika vaovao ity, raha ny nambaran’ity lehiben’ny diplomasia ao an-toerana ity. Ministera maromaro tany an-toerana ny niara-nivory, nikaon-doha manoloana  ity olana noho ny fitomboan’ny mpifindra monina, tsy ara-dalàna no betsaka, any an-toerana ity.

Laisser un commentaire