Amérique latine: Hanasazy ireo mpanome alalana ny fifindra-monina tsy ara-dalàna i Etats-Unis
Nanao fampitandremana ny lehibe’ny diplomasia amerikana, fa hanasazy ireo mpanome alalana ny mpifindra monina, amin’ny fomba tsy ara-dalàna i Washington.
Read More