Dépêches

Famerana ny asam-panjakana

12 Aprily, 11hOO. Maro amin’ireo asam-panjakana ankehitriny no ferana nohon’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19. Nilaza ny eo anivon’ny antenimeram-pirenena fa izay asa mila hatao haingana ihany aloha no hatao ary tsy hisy ny fivezivezena sy ny fifangaroana aloha. Nametra ny mpitsidika sy ny mpanao raharaha eny an-toerana ihany koa ny eo anivon’ny antenimeran-doholona.12

Laisser un commentaire