Dépêches

Fièvre de la Vallée du Rift : aretina mahazo ny omby

12 Aprily, 10hOO. Misy ankehitriny ny fanentanana ny vahoaka amin’ny tsy tokony hividianana hena avy amin’ny biby mampiahiahy, na ny fanjifana ny ronono nohon’ny fisian’io aretina io izay mifindra any amin’ny olona ihany koa. Faritra 3 ankehitriny no tena ahitana io aretin’omby io, ny any Atsimo Andrefana , Vatovavy Fitovinany, DiANA.

Laisser un commentaire