Dépêches

Antananarivo Renivohitra : Nolavin’ny filan-kevitra monisipaly fanindroany ny fampidirana ny taximoto

31 Aogositra, 12h00, Tohin’ny hetsika fitokonana nataon’ny mpitondra fiara karetsaka omaly, teny Tsaramasay, namoaka fanambarana  ny avy amin’ny filan-kevitra monisipaly ny andron’ny omaly ihany fa lavin’izy ireo fanindroany ny fampidirana ny « taximoto » eto amin’ny faritra Antananarivo renivohitra.

Laisser un commentaire