Dépêches

Jeux paralympiques:

25 Aogositra, 08:00. Afaka hihazo an’i Tokyo omaly ihany ilay Malagasy hanao Jeux olympiques hoan’ny olona sembana. Rehefa voalaza fa tsy afaka hiatrika ny paralympiques atsy Tokyo i Ayrélie faravavy, athlete Malagasy tokana, noho ny resaka fiara-manidina sy tapakila dia nisy ny vahaolana hitan’ny Fitondram-panjakana ka natolotra ny Alatsinainy 23 Aogositra 2021 ny tapakila handehanany.

Laisser un commentaire