Dépêches

Anosibe An’ala: Nahazo moto avy amin’ny fitondram-panjakana ireo ben’ny tanana 10 mandrafitra ny Distrika

23 Martsa, 11h00. Notolorana moto ireo ben’ ny tanàna miisa 10 ao amin’ny kaominina manodidina an’i Anosibe An’ala ny 22 martsa teo. Nandray izany ny depiote voafidy tao Anosibe An’Ala, Bernando Germain izay anisan’ny niady mafy sy mandom-baravarana nitady vahaolana hisian’ny fampandrosoana miainga eny ifotony.

Laisser un commentaire