Dépêches

Basket: Nody ventiny ny rano natsakaina ho an’i Kristina.

Dépêche 19 ocotbre, 14h, Mpilalao avy ao amin’ny MB2ALL vehivavy i Kristina. Namiratra izy nandritra ny lalao FIBA African Women’s Championship izay anisan’ny andnrafitra ny Ankoay vehivavy U18. Rehefa hita fa sangany izy nandritra izany dia izao nahazo vatsim-pianarana any Loqs Angeles izy hanohy ny fianarany sy ny basket. Ao amin’ny El Camino Real Charter High School no nahazoany izany vatsim-pianarana izany. Ny ezaka rehetra dia misy vokany avokoa k any manao ny tsara hatrany no tokny hilofosana. Efa lasa nihazo an’ny Californie moa izy amin’izao.

Laisser un commentaire