Dépêches

Foto-drafitr’asa : Vita ny tetezana Manakarabe

Dépêche 25 novembre, 14h, Ho tokanana ny 27 novambra izao ny tetezana Manakarabe izay nasiam-panavaozana noho ny fahasimbana tamin’ny fandalovan’ny rivo-doza mahery vaika farany teo. Nohavaozina sy namboarina izany tetezana izany satria antoky ny famoahana vokatra ao an-toerana. Efa vita izy ankehitriny ka hotokanan’ny Filoham-pirenena sy ny Praiminisitra Ntsay Christian. Mirefy 152, 40m ity tetezana vaovao ity izay misy fizarana efatra eo amin’ny 36m ka hatramin’ny 39m eo ho eo.

Laisser un commentaire