Dépêches

Fampianarana ambony : Sazy mihantona 2 taona miampy lamandy no azon’ny talen’ny CROUA

Dépêche 30 décembre, 11h30, Sazy mihantona an-tranomaizina mandritra ny roa taona sy lamandy 15tapitrisa ariary no azon’ny Talen’ny CROUA. Raha tsiahivina dia fifanolanaa nisy teo aminy sy olon-tsotra iray mba tsy hanangana foto-drafitr’asa ao anatin’ny faritry ny Oniversite no nahatonga ny olana. Niroso tamin’ny fandravana izany moa ny avy eo anivvon’ny CROUA ka nampiakatra fitsarana ilay olon-tsotra. Naharitra ora roa ny fotoam-pitsarana. Entaniana hatrany ny rehetra mba hanaja ny fananana iombonana ary indrindra hanaja ny toeram-panabeazana izay fototry ny ho avin’ny firenena.

Laisser un commentaire