Dépêches

Fenoarivo Atsinanana: Notolorana fanomezana i Zambi

18 Janoary, 14h00. Raha tsiahivina dia i Zambi ilay mpanjono nanavotra ny SEG Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarmariam-pirenena izay nilomano nandritra ny 12 ora tao Soanierana Ivongo heriandro vitsy lasa izay. Notoloran’ny tompon’andraikitra hotely iray ao Fenoarivo Atsinanana fanomezana ny tenany entiny miaro tena amin’ny asa izay sahaniny.  »Gilet de sauvetage » ho azy sy ny zanany no nomen’ireto olona tsara sitra-po azy ireto. 

Laisser un commentaire