Dépêche du 17h00 04 Juillet-Rovan’i Madagasikara : nahatratra 15000 isa ireo mpitsidika hatramin’ny nisokafany
Nanambara ny avy amin’ny Ofisin’ny Rovan’i Madagasikara fa manodidina ny 15000 isa ireo mipitsidika teny amin’ity Rova ity hatramin’ ny 19 Jona izay fotoana nisokafany.
Hatreto dia ny datin’ny 28 Jona no voamarika fa nahazoana mpitsidika be indrindra satria dia tafiakatra hatramin’ny 2000 isa ny mpitsidika tamin’io andro io
