Soalary Sud sy Anakao
25 May, 12h11. Nisitraka birao misy efitra telo ny tao Soalary II. Tamin’ny alalan’ny teti-bola natokana ho an’ny tsirairay na ny CLD no nahafahana nanome izany. Ho an’ny délégué ny efitra iray, ho an’ireo mpanolotsaina ny iray raha toa ka natokana ho efi-trano fivoriana ny iray.
