Dépêches

JIRAMA: Efa mandeha ny asa fanarenana ao Andekaleka JIRAMA: Efa mandeha ny asa fanarenana ao Andekaleka

05 Janoary, 08h00. Natsahatra ny famokarana herinaratra tao Andekaleka noho ny tranga fahamaizana “Transormateur” ny alahady 2 janoary. Niteraka tsy fahampiana 10MW amin’ny atoandro ary 30MW amin’ny ora be mampiasa herinaratra (heures de pointe) izany. Nohezahina nofehezina tamin’ny fampifandimbiasana ny famatsiana kosa izany. Efa eo ampanarenana ny famatsiaba kosa eo tompon’andraikitra.

Laisser un commentaire