DépêchesTsidika

Imerintsiatosika: Zazakely nisy nanary tao anaty lavapiringa

27 oktobra; renim-pianakaviana iray nanary ny zanany menavava tao anaty lavapiringa, tao amin’ny fokotany Miakadaza kaominina Imerintsiatosika. Nolazainy fa tsy hita teo am-pandriana ilay zazany vao mena vava nanomboka ny tolak’andron’ny alahady tokony ho tamin’ny 03 ora. Kanefa efa nariany tao anaty lavapiringa. Efa tsy miaina intsony ilay zaza no hita. Tsy fantatra mazava ny antony nanaovan’ity renim-pianakaviana ity izao fihetsika izao.

Laisser un commentaire