Farafangana: Zazavavikely 6 taona nisy nanolana
27 oktobra; Zazavavikely vao 6 taona monja no naolan-draikeliny ny 23 oktobra teo, tao amin’ny fokotany Mahatsara Nord kaominina Ambonivohitr’i Farafangana. Taminy fotoana tsy naha teo an-toerana ny reniny no nanararaotany ilay zaza. Efa voasambotra izy tao aorian’izay ary notanana am-ponja vonjy maika.
