Lalaon’ny nosy: Nandrombaka medaly volamena 122 i Madagasikara
Medaly 272 no azon’ny atleta malagasy nandray anjara tamin’ity lalaon’ny Nosy, andiany faha-11, ity. Niakatra 122 ny medaly volamena, raha toa ka 100 ny tamin’ny taona 2007, 71 kosa ny volafotsy ary 80 ny alimo.
