ActualitésDépêches

Antananarivo renivohitra : Mpamily fiara karetsaka miisa telo nisy namono

Tafakatra telo ny mpamily fiara karetsaka nisy namono teto an-drenivohitra tao anatin’ny telo volana. Hery, ilay hita faty teny Andraisoro, omaly maraina no farany. Nampandre ny mpitandro filaminana sy nanely tamin’ny tambajotran-tserasera ny mponina manodidina ny toerana nahitana ny fiarany nihoson-dra sy ny vatana mangatsiakany tanaty lakandrano.

Laisser un commentaire