Trano may, olona 120 tsy manan-kialofana ao Marolambo
16 Aogositra, 08h55. Trano 25 tafo, fivarotana sy trano fonenana, no may kilan’ny afo niaraka tamin’ireo entana tao anatiny, ny alahady lasa teo, tokony ho tamin’ny 9 ora maraina, tao Marolambo, faritra Atsinanana. Olona 120 ny olona tsy manan-kialofana ankehitriny vokatr’izany ka hiantsona vonjy amin’ny tomponandraikitra
