Dépêches

Mahajanga II : Tany 47 ha volena fary hanaovana andrana hamokarana siramamy

22 Aprily, 08h00. Miditra amin’ny andrana teknika amin’ny famokarana siramamy sy alikaola ny orinasa iray ao Mahajanga II. Hiteraka famoronana asa ho an’ny mponina ao an-toerana izao, hitondra amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo ary hitarika amin’ny fampadrosoana ny tontolo ambanivohitra. Efa misy tany 47 ha volena fary hanaovana andrana any an-toerana raha tany 150 ha voavoly fary no ilaina ahazoana siramamy 5 taonina isan’andro.

Laisser un commentaire