Dépêches

Fisitrahana fisotroan-dronono: Hasiam-panamboarana ny didy mahakasika azy.  

       

Dépêche 01 décembre, 16h, Nisy ny atrik’asa izay nifampiresahana ny mahakasika izany lalànan’ny didy misy eo amin’ny fisitrahana ny fisotroan-dronono. Teknisianina avy eo anivon’ny Ministeran’ny Toe-karena sy ny fitatanam-bola sy ny Ministeran’ny Asa, ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana no nanatanteraka izany. Anisany amin’izany ny ny mpiasa tsy maharitra (ECD) novana ho mpiasa maharitra (ELD) mba hanitarana ny isan’ny mpikambana ao amin’ny tahirim-bola fisotroan-dronono. Taorian’ny fanisana ireon mpifidy ihany koa dia nitombo hatramin’ny 10miliara ariary ny tahirim-bola. 

Laisser un commentaire