Dépêches

Fifidianana : Tapa-bolana sisa dia tapitra ny fe-potoana fanisana mpifidy

Dépêche 16 janvier, 11h30, Tapa-bolana tsy hifaranan’ny fanisana ny mpifidy, miisa 8 400 000 ireo olom-pirenena tafiditra ao anaty lisi-pifidianana. Raha ny vina napetraka dia miisa 13 tapitrisa mahery ny isan’ireo mpifidy tokony tafiditra anaty lisitra. Hatreto dia 64% amin’io isa io no vita ka mila ezaka lehibe izany hahafahana manatratra izany tanjona izany. Mbola misy 36% ho tratrarina noho izany ato anatin’ny 15 andro hatramin’ny 31janoary 2023 izao.

Laisser un commentaire