Tinoka Roberto: Mbola voatana ho minisitra fa niova ministera kosa
16 Aogositra, 09h20. Lasa Minisitry ny fitaterana sy ny famatarana ny toertr’andro ankehitriny ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena teo aloha, Tinoka Roberto. Atokisana sady mahatoky ary inoana fa izany toetra izany no mbola maha eo azy ary hanome izay tratrany hatrany ho an’ny firenena hoy ny hevitry ny besinimaro.
