Kaominina Ambanivohitra Tsiatosika-Mananjary
20: 30 Velaran-tany 5ha mahery no ho volena hazo ny 4 martsa ho avy izao. Hiarahana amin’ny filoha lefitry ny Antenimeran-doholona ny fanataterahana ny fambolena.