Fifidianana filoham-pirenena
10 oktobra; misokatra manomboka anio ny fanaovana fampihelezan-kevitra momban’ny fifidianana filoham-prenenena eto Madagasikara. Hatramin’ny maraina teo dia mbola tsy nahitana hetsika firy ny momba izany; afatsy ny tao amin’ny tamban-jotran-tserasera. Mbola mangingina araka izany ny fampihelezan-kevitra eto amitsika.
